Asan'ny Apostoly 20:24 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa tsy ataoko ho zavatra akory ny aiko, mba hahavita ny alehako, dia ny fanompoana izay noraisiko tamin'i Jesosy Tompo hanambara ny filazantsaran'ny fahasoavan'Andriamanitra.

Asan'ny Apostoly 20

Asan'ny Apostoly 20:21-25