Zakaria 2:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Ary natopiko ny masoko, ka hitako fa, indreo, nisy tandroka efatra.

2. Ary hoy izaho tamin'ilay anjely niresaka tamiko: Inona moa ireo? Dia hoy izy tamiko: Ireo no tandroka izay nampihahaka ny Joda sy ny Isiraely ary Jerosalema.

Zakaria 2