Tonon-Kiran'i Solomona 1:1-3 Malagasy Bible (MG1865)

1. Ny tonon-kira tsara indrindra, izay nataon'i Solomona.

2. Enga anie ka hanoroka ahy amin'ny fanorohan'ny vavany izy! Fa tsara noho ny divay ny fitiavanao.

3. Mani-pofona ny menakao tsara, menaka manitra voaidina ny anaranao, koa izany no itiavan'ny zatovovavy anao.

Tonon-Kiran'i Solomona 1