Salamo 92:6-8 Malagasy Bible (MG1865)

6. Ny ketrina tsy mahafantatra izany, Ary ny adala koa tsy mba mahalala.

7. Raha mitsiry tahaka ny ahitra ny ratsy fanahy, Ary mamony ny mpanao ratsy rehetra, Dia izany no ho fandringanana azy mandrakizay.

8. Nefa Hianao, Jehovah รด, dia avo mandrakizay.

Salamo 92