Salamo 9:7-11 Malagasy Bible (MG1865)

7. Kanefa Jehovah mitoetra mandrakizay, efa nametraka ny sezany hitsarany Izy,

8. Ary Izy hitsara izao tontolo izao amin'ny fahamarinana, eny hitsara ny firenena amin'ny fahitsiana Izy.

9. Ka dia Jehovah no ho fiarovana avo ho an'ny mahantra, ho fiarovana avo amin'ny andro fahoriana Izy.

10. Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao; fa tsy foinao izay mitady Anao, Jehovah Ă´.

11. MankalazĂ  an'i Jehovah,Izay mitoetra any Ziona; ambarao any amin'ny firenena ny asany.

Salamo 9