11. Ataovy tahaka an'i Oreba sy Zeba ny mpanapaka azy. Eny, ny andrianany rehetra dia ataovy tahaka an'i Zebaha sy Zaimona,
12. Izay nanao hoe: aoka halaintsika ho antsika ny fonenan'Andriamanitra.
13. Andriamanitro รด, ataovy tahaka ny tadio ireo, dia tahaka ny akofa entin'ny rivotra,
14. Tahaka ny afo mandoro ala sy tahaka ny lelafo mampirehitra tendrombohitra;