Salamo 51:1-3 Malagasy Bible (MG1865)

1. Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida, fony Natana mpaminany nankao aminy rehefa naka an'i Batseba izy. MamindrĂ  fo amiko, Andriamanitra Ă´, araka ny fahasoavanao; araka ny haben'ny fiantranao vonoy ny fahadisoako.

2. Sasao madio aho mba ho afa-keloka, ary diovy aho mba ho afa-pahotana.

3. Fa tsaroako ny fahadisoako, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.

Salamo 51