3. Avy Andriamanitsika ka tsy hangina; afo no mandevona eo alohany, ary tafio-drivotra mahery no manodidina Azy.
4. Miantso ny lanitra any ambony Izy, sy ny tany koa, mba hitsarà ny ny olony:
5. Angony etỳ amiko ny oloko masina izay manao fanekena amiko amin'ny fanatitra.
6. Hasehon'ny lanitra ny fahamarinany; fa Andriamanitra no Mpitsara.