7. Mampiakatra zavona avy amin'ny faran'ny tany Izy; Manao helatra arahin-dranonorana Izy; Mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitehirizany Izy,
8. Dia Ilay namely ny voalohan-terak'i Egypta, Na olona, na biby.
9. Nanatitra famantarana sy fahagagana teo aminao Izy, ry Egypta รด, Eny, tamin'i Farao sy ny mpanompony rehetra,
10. Dia Ilay namely ny jentilisa maro Ka nahafaty mpanjaka mahery,