1. Fihirana fiakarana. Jehovah no nitarainako tamin'ny fahoriako dia namaly ahy Izy,
2. Jehovah ô, vonjeo ny fanahiko amin'ny molotra mandainga, Eny, amin'ny lela mamitaka
3. Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony aminao, Ry lela mamitaka?
4. Zana-tsipìkan'ny mahery sady voaranitra, Mbamin'ny vain'afon'anjavidy.