56. Izao no ahy: Mitandrina ny didinao aho.
57. Anjarako Jehovah; Minia mitandrina ny teninao aho.
58. Mifona aminao amin'ny foko rehetra aho: MamindrĂ fo amiko araka ny teninao.
59. Mihevitra ny lalako aho Ka mamerina ny tongotro ho amin'ny teni-vavolombelonao.