Salamo 110:4-7 Malagasy Bible (MG1865)

4. Efa nianiana Jehovah ka tsy hanenina: Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon'i Melkizedeka.

5. Ny Tompo eo an-kavananao Dia handripaka ny mpanjaka maro amin'ny andron'ny fahatezerany

6. Hitsara any amin'ny jentilisa Izy ka hampiampatrampatra faty any; Handripaka loholona any amin'ny tany malalaka Izy.

7. Hisotro amin'ny ony any an-dalana Izy, Ka izany no hitrakan'ny lohany.

Salamo 110