Salamo 107:5-7 Malagasy Bible (MG1865)

5. Noana sy nangetaheta izy, Sady reraka ny ainy tao anatiny,

6. Dia nitaraina tamin'i Jehovah ireo, raha ory, Ka novonjeny tamin'ny fahatereny;

7. Dia nitondra azy tamin'ny lalana mahitsy Izy, Mba hankanesany any amin'izay tanĂ na honenana.

Salamo 107