Romana 12:11-15 Malagasy Bible (MG1865)

11. Mazotoa, fa aza malaina, ary aoka hafana fo amin'ny fanompoana ny Tompo.

12. Mifalia amin'ny fanantenana; miareta amin'ny fahoriana; mahareta amin'ny fivavahana.

13. MiantrĂ  ny olona masina araka izay ilainy; mazotoa mampiantrano vahiny.

14. Misaora izay manenjika anareo; misaora, fa aza manozona.

15. Miaraha mifaly amin'izay mifaly, ary miaraha mitomany amin'izay mitomany.

Romana 12