1. Tsy miantso va ny fahendrena, Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana?
2. Eo an-tampon'ny fitoerana avo amoron-dalana Sy eo an-tsampanan-dalana no ijoroany.
3. Eo anilan'ny vavahady, amin'ny fidirana ho ao an-tanĂ na, Sy eo anaty vavahady no iantsoany maty hoe: