Nomery 32:40-42 Malagasy Bible (MG1865)

40. Ary Gileada dia nomen'i Mosesy an'i Makira, zanak'i Manase, ka nonina tao izy.

41. Ary Jaira, zanak'i Manase, nandeha ka nahafaka ny tanĂ na madinika teo, ary ny anarany nataony hoe Havota-jaira.

42. Ary Noba nandeha ka nahafaka an'i Kenata sy ny zana-bohiny, dia nataony hoe Noba, araka ny anarany izy.

Nomery 32