Nehemia 10:8-18 Malagasy Bible (MG1865)

8. Mesolama, Abia, Miamina,

9. Mazia, Bilgay, Semaia; samy mpisorona ireo.

10. Ary ny Levita kosa dia Jesoa, zanak'i Azania, Binoy isan'ny zanak'i Henadada, ary Kadmiela;

11. ary ny rahalahin'ireo dia Sebania, Hodia, Kelita, Pelaia, Hanana,

12. Mika, Rehoba, Hasabia,

13. Zakora, Serebia, Sebania,

14. Hodia, Bany Benino.

15. Ary ny loholona kosa dia Parosy, Pahata-moaba, Elama, Zato, Bany,

16. Bony, Azgada, Bebay,

17. Adonia, Bigvay, Adina,

18. Atera, Hezekia, Azora,

Nehemia 10