Matio 22:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Ary Jesosy namaly, dia nilaza fanoharana taminy indray ka nanao hoe:

2. Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka, izay nanao fanasana fampakaram-bady ho an'ny zananilahy.

Matio 22