Marka 9:48-50 Malagasy Bible (MG1865)

48. any ny kankany tsy maty, ary ny afo tsy vonoina.

49. Fa samy ho voasira amin'ny afo izy rehetra.

50. Tsara ny sira, fa raha tonga matsatso izy, inona no ho entinareo mampody ny tsirony? Aoka hisy sira ao anatinareo, ka mihavàna tsara ianareo.

Marka 9