Lioka 15:16-19 Malagasy Bible (MG1865)

16. Ary satriny hameno ny kibony tamin'ny voan-kazo fihinan'ny kisoa, fa tsy nisy nanome azy.

17. Ary raha nody ny sainy, dia hoy izy: Indrisy maro ny olona karamain'ny raiko manan-kanina be dia be, fa izaho kosa maty mosary eto!

18. Hiainga aho, dia hody any amin'ny raiko ka hanao aminy hoe: Raiko รด, efa nanota tamin'ny lanitra sy teo anatrehanao aho

19. ka tsy miendrika hatao hoe zanakao intsony; fa ataovy tahaka ny anankiray amin'ny olona karamainao aho.

Lioka 15