Josoa 13:17-19 Malagasy Bible (MG1865) dia Hesbona sy ny tanànany rehetra, izay eo amin'ny tany lemaka, sy Dibona sy Bamotabala sy Beti-bala-meona sy Jahaza