Joba 1:21-22 Malagasy Bible (MG1865)

21. sady nanao hoe: Nitanjaka no nivoahako avy tany an-kibon'ineny, ary mitanjaka no hiverenako any; Jehovah no nanome, ary Jehovah no nanaisotra; isaorana anie ny anaran'i Jehovah

22. Tamin'izany rehetra izany dia tsy nanota Joba, na nanome tsiny an'Andriamanitra.

Joba 1