Genesisy 19:21-23 Malagasy Bible (MG1865)

21. Ary hoy izy taminy: Indro, efa nekeko koa ianao tamin'izany zavatra izany, ka tsy horavako io vohitra nolazainao io.

22. Mandehana faingana, mandosira ho ao; fa tsy mahazo manao na inona na inona aho mandra-pahatonganao ao. Izany no nanaovana ny anaran'ny tanĂ na hoe Zoara.

23. Ary ny masoandro efa niposaka tamin'ny tany, raha tonga tao Zoara Lota.

Genesisy 19