Fitomaniana 3:62-65 Malagasy Bible (MG1865)

62. Dia ny molotr'izay mitsangana hanohitra ahy sy ny saina ataony mandritra ny andro hamelezana ahy.

63. Jereo ny fipetrany sy ny fitsangany, fa ataony an-kira aho.

64. Hovalianao araka ny asan'ny tànany izy, Jehovah ô.

65. Eny, hohamaizininao ny fony, hihatra aminy ny ozonao.

Fitomaniana 3