Fitomaniana 3:53-56 Malagasy Bible (MG1865)

53. Nanjera ahy tao an-davaka famoriandrano izy ka nitady hahafaty ahy sady nitora-bato ahy.

54. Mandifotra ny lohako ny rano, ka dia hoy izaho: Maty aho ity!

55. Jehovah รด, niantso ny anaranao tany an-davaka lalina indrindra aho.

56. Ny feoko dia efa renao, aza tampenana ny sofinao, raha mitaraina mitady izay mba hiainana kely aho.

Fitomaniana 3