Fitomaniana 2:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ny Tompo dia tonga toy ny fahavalo ka nandevona ny Isiraely. Eny, nolevoniny ny lapany rehetra, sady noravany ny fiarovany; Ary nampitomboiny ny fisentoana sy ny fitarainan'i Joda zanakavavy.

Fitomaniana 2

Fitomaniana 2:1-13