38. Ary ny hetin-jirony Sy ny fitoeran-davenon-jirony dia ataovy volamena tsara.
39. Volamena tsara talenta iray no hanaovana azy mbamin'ireny fanaka rehetra ireny.
40. Ary tandremo mba hataonao araka ny endriny izay naseho taminao tao an-tendrombohitra izy.