41. Ary Petera nanolo-tanana azy ka nanangana azy; ary rehefa niantso ny olona masina sy ny mpitondratena izy, dia nanolotra azy velona.
42. Ary dia fantatra eran'i Jopa izany, ka maro no nino ny Tompo.
43. Ary Petera nitoetra andro maromaro tany Jopa tao amin'i Simona mpandon-koditra.