Asan'ny Apostoly 8:34 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ilay tandapa namaly an'i Filipo ka nanao hoe: Masona ianao, iza moa no lazain'ny mpaminany amin'izany? Ny tenany va, sa olon-kafa?

Asan'ny Apostoly 8

Asan'ny Apostoly 8:27-35