Asan'ny Apostoly 4:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nahita ny fahasahisahian'i Petera sy Jaona izy, sady nahalala fa tsy mba mpahay lalàna na nampianarina izy roa lahy, dia gaga izy; ary fantany tsara fa efa niaraka tamin'i Jesosy izy roa lahy.

Asan'ny Apostoly 4

Asan'ny Apostoly 4:12-23