Asan'ny Apostoly 3:13 Malagasy Bible (MG1865)

Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, Andriamanitry ny razantsika, no nanome voninahitra an'i Jesosy Mpanompony, Izay natolotrareo sy nolavinareo teo anatrehan'i Pilato, rehefa nokasainy halefa.

Asan'ny Apostoly 3

Asan'ny Apostoly 3:9-16