Asan'ny Apostoly 27:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony ampitso dia tonga tany Sidona izahay. Ary tsara ny nitondran'i Jolio an'i Paoly, fa navelany hankany amin'ny sakaizany izay hiahy azy izy.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:1-5