Asan'ny Apostoly 27:29 Malagasy Bible (MG1865)

Dia natahotra izahay, fandrao hidona amin'ny harambato, ka dia nandatsaka vatofantsika efatra teo am-bodisambo ary naniry ny andro ho maraina.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:27-34