Asan'ny Apostoly 2:33 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nasandratry ny tanana ankavanan'Andriamanitra Izy, ary nandray tamin'ny Ray ny Fanahy Masina Izay nokasainy, dia efa nampilatsaka izao hitanareo sy renareo izao Izy.

Asan'ny Apostoly 2

Asan'ny Apostoly 2:25-38