Asan'ny Apostoly 19:40-41 Malagasy Bible (MG1865)

40. Fa andrao ampangaina isika noho ny tabataba tsy misy antony izay niseho androany, ka tsy hita izay hilazantsika izao fampitairana izao.

41. Ary rehefa nilaza izany izy, dia nampirava ny olona vory teo.

Asan'ny Apostoly 19