Asan'ny Apostoly 18:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izy niteny tamin'ny fahasahiana teo amin'ny synagoga; ary rehefa nandre azy Prisila sy Akoila, dia nandray azy hankao aminy ka nampianatra azy marimarina kokoa ny amin'ny lalan'Andriamanitra.

Asan'ny Apostoly 18

Asan'ny Apostoly 18:25-28