Asan'ny Apostoly 17:32-34 Malagasy Bible (MG1865)

32. Ary raha nahare ny amin'ny fitsanganan'ny maty izy, dia nihomehy ny sasany; ary ny sasany kosa nanao hoe: Mbola hihaino anao indray izahay ny amin'izany zavatra izany.

33. Ary Paoly dia niala teo aminy.

34. Anefa ny olona sasany niray taminy ka nino; mba naman'izany Dionysio Areopagita sy ny vehivavy anankiray atao hoe Damary ary ny sasany koa.

Asan'ny Apostoly 17