Asan'ny Apostoly 16:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nahita ny fahitana izy, dia nitady handeha niaraka tamin'izay hankany Makedonia izahay, satria nataonay fa Andriamanitra no efa niantso anay hitory ny filazantsara amin'ny olona any.

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:2-20