Asan'ny Apostoly 11:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny sasany tamin'ireny, dia lehilahy avy any Kyprosy sy Kyrena izay tonga tany Antiokia, dia niresaka tamin'ny jentilisa koa ka nitory an'i Jesosy Tompo.

Asan'ny Apostoly 11

Asan'ny Apostoly 11:13-25