Asan'ny Apostoly 10:30 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Kornelio: Loak'andro afak'omaly, mandra-paha-toy izao ny andro, raha nivavaka teto an-tranoko aho mandritra ny ora fahasivy, dia, indro, nisy lehilahy niakanjo akanjo mamirapiratra nitsangana teto anatrehako

Asan'ny Apostoly 10

Asan'ny Apostoly 10:28-37