Asan'ny Apostoly 1:8 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany.

Asan'ny Apostoly 1

Asan'ny Apostoly 1:7-12