2 Tantara 11:6-10 Malagasy Bible (MG1865)

6. Ny namboariny dia izao: Betlehema sy Etama sy Tekoa

7. sy Beti-zora sy Soko sy Adolama

8. sy Gata sy Maresa sy Zifa

9. sy Adoraima sy Lakisy sy Azeka

10. sy Zora sy Aialona ary Hebrona, izay tanĂ na mimanda ao amin'ny Joda sy ny Benjamina.

2 Tantara 11