2 Samoela 20:25-26 Malagasy Bible (MG1865) ary Seva no mpanoratra; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona; ary Ira Jairita kosa no mpanolo-tsaina an'i Davida.