2 Samoela 13:38-39 Malagasy Bible (MG1865)

38. Ary Absaloma efa nandositra nankany Gesora ka nitoetra tany telo taona.

39. Ary Davida mpanjaka naniry hivoaka hankany amin'i Absaloma; fa nionona izy noho ny amin'i Amnona, satria efa maty izy.

2 Samoela 13