19. Ary nalainy ny kapiteny sy ny anjolofo sy ny mpiambina mbamin'ny vahoaka rehetra ary nentina nidina avy tao an-tranon'i Jehovah ny mpanjaka, ka teo am-bavahadin'ny mpiambina no nalehany hankao an-tranon'ny mpanjaka. Ary nipetraka tamin'ny seza fiandrianan'ny mpanjaka izy.
20. Dia nifaly ny vahoaka rehetra, ary nandry fahizay ny tanĂ na Ary Atalia novonoiny tamin'ny sabatra tao an-tranon'ny mpanjaka.