2 Korintiana 3:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Moa midera tena indray va izahay, sa toy ny sasany ka mila epistily filazan-tsoa anay ho aminareo, na avy aminareo?

2. Hianareo no epistilinay voasoratra ato am-ponay sady fantatry sy vakin'ny olona rehetra;

2 Korintiana 3