1 Tantara 6:1-3 Malagasy Bible (MG1865)

1. Ny zanakalahin'i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary.

2. Ary izao no anaran'ny zanakalahin'i Gersona: Libny sy Semey.

3. Ary ny zanakalahin'i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.

1 Tantara 6