1 Samoela 17:9 Malagasy Bible (MG1865)

Raha tàhiny maharesy ahy izy ka mahafaty ahy, dia ho mpanomponareo izahay; fa raha resiko kosa izy ka matiko, dia ho mpanomponay ianareo ka hanompo anay.

1 Samoela 17

1 Samoela 17:2-15